Ny Fikh sy ny fitspiny
Tatitra azo avy tamin'i Abo Qatada (R.A) fa nitady mpitrosa taminy izy, dia niafina taminy ilay olona, dia avy eo nahita azy, ka niteny izy hoe : Sahirana aho, ka hoy izy : Mianiana amin'I Allah ianao? Dia namaly izy hoe : Mianiana amin'I Allah aho? Dia hoy izy : Nandre ny irak'Allah (S.A.W) aho niteny manao hoe :
Available in 54 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Qatada (R.A) fa nitady mpitrosa taminy izy, dia niafina taminy ilay olona, dia avy eo nahita azy, ka niteny izy hoe : Sahirana aho, ka hoy izy : Mianiana amin'I Allah ianao? Dia namaly izy hoe : Mianiana amin'I Allah aho? Dia hoy izy : Nandre ny irak'Allah (S.A.W) aho niteny manao hoe : "Izay manantena ny hamonjen'I Allah azy amin'ny fahoriana amin'ny andro fitsanganana amin'ny maty, dia aoka izy hanome fanamaivanana ho an'izay sahirana na hamela azy."»Meaning translation ·
Saved at original quality








