Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) renin'ny mpino silamo ary vadin'ny Mpaminany (S.A.W) :

Available in 51 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) renin'ny mpino silamo ary vadin'ny Mpaminany (S.A.W) : Fa i Mpaminany (S.A.W) dia niditra tamin'ny Itikaf nandritra ny folo andro farany tamin'ny Ramadany, mandra-piverenany tany amin'I Allah, ary avy eo nanao Itikaf avokoa ireo vadiny tao aoriany.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nitatitra ny Renin'ny mpino Aisha (R.A) fa ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao Itikaf fona nandritra ny folo andro farany tamin'ny Ramadany, nitady ny Laylat al-Qadr, ary nanohy izany mandra-pialany teto an-tany ary nanao Itikaf koa ireo vadiny taorian'ny nahafatesany.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality