Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe :

Available in 49 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Tsy azo ataon'ny vehivavy silamo ny manao dia alina raha tsy misy lehilahy akaiky azy miaraka aminy."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nanazava ny Mpaminany (S.A.W) fa voarara ho an'ny vehivavy silamo ny mandeha amin'ny dia alina raha tsy misy lehilahy havany miaraka aminy.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality