Ny Fikh sy ny fitspiny
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny manao hoe :
Available in 49 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny manao hoe : “Nodidian’ny Mpaminany (S.A.W) famoahana ny zakatol-fitr SWAA amin’ny antrendry na SWAA amin’ny voa maina, mamoaka an’izany avokoa ny andevo sy ny olon-tsotra, lahy sy ny vavy ary ny lehibe sy ny ankizy amin’ireo mpino silamo, ary nandidy ny hamoahana izany mialohan'ny hivoahan'ny olona mamonjy ny Soalat Eid”.»Meaning translation ·
Saved at original quality








