MG
Ny Zakat
زكاة الفطر
2 hadiths
Ny mahavoadidy ny Zakat sy ny didy momba ireo tsy mamoaka azy
1
زكاة الفطر
2
Ny fanomezana an-tsitrapo
10
2 hadiths
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny manao hoe : “Nodidian’ny Mpaminany (S.A.W) famoahana ny zakatol-fitr SWAA amin’ny antrendry na SWAA amin’ny voa maina, mamoaka an’izany avokoa ny andevo sy ny olon-tsotra, lahy sy ny vavy ary ny lehibe sy ny ankizy amin’ireo mpino silamo, ary nandidy ny hamoahana izany mialohan'ny hivoahan'ny olona mamonjy ny Soalat Eid”.
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
عن ابن عباس قال: فرض رسول الله صلى الله عليه وسلم زكاة الفطر طُهرةً للصائم من اللغو والرفث، وطعمةً للمساكين، من أداها قبل الصلاة، فهي زكاة مقبولة، ومن أداها بعد الصلاة، فهي صدقة من الصدقات.
رواه أبو داود وابن ماجه