Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 50 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Mihinàna Sahoor ianareo; satria ao amin'ny Sahoor dia misy fahasoavana"»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Ny Mpaminany (S.A.W) dia namporisika ny ihinana sahoor, izany dia fihinana amin'ny faran'ny alina ho fanomanana ny fifehezana. Satria misy fahasoavana lehibe ao, toy ny valisoa sy tambiny, ary ny fitsanganana amin’ny faran’ny alina hivavaka, mampatanjaka mandritra ny fifehezana, fahazotoana amin’izany, ary manena ny fahasahiranana.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality