Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe :

Available in 47 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : "Jereo izay ambany aminareo, ary aza mijery izay ambony aminareo, fa tsara kokoa raha tsy manao tsinontsinona ny fitahian'I Allah aminareo."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nandidy ny silamo ny Mpaminany (S.A.W) mba hijery ny zava-misy eto amin'izao tontolo izao, toy ny sata, ny vola, ny laza, sns, amin'ireo izay ambany noho izy ambany kokoa ny toe-javatra misy azy, fa tsy hijery ny ao anatin'ny raharahan’izao tontolo izao ho an’izay ambony noho izy ary tsara kokoa noho izy, fa ny mijery ny ambany dia mendrika kokoa ary mendrika kokoa ny tsy hanamavo sy hanalana ny fitahian’I Allah ho anareo.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality