Ny foto-pinoana
Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Bin Massondi (R.A) niteny :
Available in 62 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Bin Massondi (R.A) niteny : Nanontany an'ny Mpaminany (S.A.W) aho hoe : Inona no fahotana lehibe indrindra eo imason’I Allah? Hoy izy : “Ny fanaovanao zavatra hafa hiombona amin’I Allah nefa Izy no nanamboatra anao.” Hoy aho : “Lehibe tokoa izany.” Hoy aho hoe : Inona aorian'izany? Hoy izy : “Ny hamonoanao ny zanakao; noho ny fatahoranao sao hiara-mihinana aminao izy.” Hoy aho : Dia inona aorain'izany? Hoy izy : “Ny fijangajangana amin’ny vadin’ny namanao.”»Meaning translation ·
Saved at original quality








