Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa (R.A) fa i Mpaminany (S.A.W) dia nangataka ity Doan ity :
Available in 54 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa (R.A) fa i Mpaminany (S.A.W) dia nangataka ity Doan ity : “Ry Tompoko, mamelà ny heloko, ny tsy fahalalako, ary ny fihoaram-pefy amin’ny raharahako rehetra, ary ianao no mahafantatra tsara noho izaho. Allah ô, mamelà ny heloko, izay fananiana nataoko, ny tsy fantatro sy ny esoeso ary izany rehetra izany. Allah oo, mamelà ahy amin’izay narosoko sy nahemotra, ary izay nafeniko ary izay nambarako, dia Ianao no mampandroso ary ianao no manemotra, ary ianao no manana fahefana amin’ny zavatra rehetra.”»Meaning translation ·
Saved at original quality








