Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
Tatitra azo avy tamin'i No’màny ibn Bashìr (R.A) niteny : izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe :
Available in 69 languages
«Tatitra azo avy tamin'i No’màny ibn Bashìr (R.A) niteny : izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “ Ny Hataka sy ny fitalahoana dia fanompoam-pivavahana”, ary namaky Izy nanao hoe : “ Ary hoy ny Tomponareo nanao hoe : ‘Antsoy Aho, fa dia hovaliako Ianareo, eny, ireo izay manao tsinontsinona ny fanompoana Ahy dia hiditra amin’ny helo amin’ny henatra.’” [Ghafir: 60].»Meaning translation ·
Saved at original quality








