Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
Tatitra azo avy tamin'i Annas (R.A), Niteny manao hoe :
Available in 61 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Annas (R.A), Niteny manao hoe : Ny Douan matetika nataon’ny Mpaminany (S.A.W) dia ny hoe : “Rabbana Àtina fì donia hassanatan wafil-àkhiraty hasanatan wakina azaban nary - izay midika hoe : Tomponay ô, omeo anay ny hatsarana eto an-tany sy ny soa any an-koatra, ary arovy amin’ny sazin’ny afobe izahay”.»Meaning translation ·
Saved at original quality








