Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Bou Darda'i (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 70 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Bou Darda'i (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “ Na iza na iza miaro ny voninahitry ny Rahalahiny, dia hiaro ny Afo amin’ny Tavany i Tompo Allah amin’ny andro ny fitsanganana amin’ny maty ”.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Manazava sy milaza Amintsika i Mpaminany (S.A.W) fa na iza na iza ambaratonga ny Olona mitsangana ka miaro ny voninahitry ny Rahalahiny Isilamo rehefa sendra tsy eo Izy amin'ny fisakanana Azy tsy hanakiana na hanevateva Azy dia hosoron'i Tompo Allah, ny sazy amin'ny Andro fitsanganana amin'ny maty.

Source
Notantarain'i Al-Tirmizì sy Ahmad
Download image

Saved at original quality