Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny tantaram-iainana sy ny tantara

Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny :

Available in 66 languages
«Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

i Mpaminany (S.A.W) no tonga lafatra indrindra amin'ny olona rehetra, ​​ary izy no voalohany tamin'ny fitondran-tena sy ny hatsaran-toetra rehetra, tamin'ny fanomezna ny teny mamy, ny fanaovana ny tsara, ny famirapiratana amin'ny tarehy, ny fandrarana ny ratsy ary ny fandeferana amin'ny hafa.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality