Ny tantaram-iainana sy ny tantara
Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny hoe :
Available in 49 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny hoe : Tsy nomena safidy ny irak'Allah (S.A.W) teo amin'ny raharaha roa afa-tsy nisafidy ilay moramora amin'izy roa, raha mbola tsy fahotana izany, fa raha ohatra ka fahotana dia izy no olona manalavitra izany indrindra, ary toy izany koa ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy mba namaly faty ny tenany raha tsy voahitsakitsaka ny fahamasinan’I Allah, ka amin’izay dia mamaly faty an’I Allah izy.»Meaning translation ·
Saved at original quality








