MG
Toetra ara-moraly
شجاعته صلى الله عليه وسلم
1 hadiths
Ny falàlan-tànan'ny Mpaminany (S.A.W)
2
Ny fahaiza-menatra teo ami'nny Mpaminany (S.A.W)
1
شجاعته صلى الله عليه وسلم
1
رفقه صلى الله عليه وسلم
3
Ny famindram-pon'ny Mpaminany (S.A.W)
2
كلامه صلى الله عليه وسلم
2
ضحكه صلى الله عليه وسلم
1
بكاؤه صلى الله عليه وسلم
1
حلمه صلى الله عليه وسلم
1
1 hadiths
Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ny mpino (R.A) niteny hoe : Tsy nomena safidy ny irak'Allah (S.A.W) teo amin'ny raharaha roa afa-tsy nisafidy ilay moramora amin'izy roa, raha mbola tsy fahotana izany, fa raha ohatra ka fahotana dia izy no olona manalavitra izany indrindra, ary toy izany koa ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy mba namaly faty ny tenany raha tsy voahitsakitsaka ny fahamasinan’I Allah, ka amin’izay dia mamaly faty an’I Allah izy.
Notantarain’i Bokhari sy Moslim