Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 65 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny fitenenana Soubohànalloàhi, wale-hamdou Lillàhy, walà ilàha illal-làhoU, wallàho Akbaro, dia tiako lavitra mihoatrany andro niposahan'ny masoandro".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny tonombavaka fahatsiarovana an'Allah amin'ireto teny lehibe ireto dia tsara lavitra noho izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy, ary ireto manaraka ireto izany : "Soubhànallàhi" : Fanandratana sy fankalavirana Tompo Allah amin'ny tsy fahampina. "Alhamdo Lillàhy " : Dera noho ny toetrany tonga lafatra miaraka amin’ny fitiavana sy ny fanomezam-boninahitra Azy. "Là ilàha illal-Loàhou" : Tsy misy Tompo mendrika Tompoina am-pahamarinana afa-tsy i Allah. " Allah Akbaro" : izay midika hoe : “Lehibe Allah”: Lehibe sy ambony noho ny zavatra rehetra.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality