Ny foto-pinoana
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), Niteny hoe :
Available in 71 languages
«Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), Niteny hoe : Izaho Niteny ka nanao hoe : O ry Irak'Allah, Ibn Jad'àny tamin'ny vanim-potoanan'ny habadoana dia manohy ny rom-pihavanana, ary mampisakafo ireo mahantra, ka nahasoa azy ve izany ? dia Hoy i Mpaminany (S.A.W) Namaly Azy ka nanao hoe : “ Tsy mahasoa Azy akory izany, izy tsy Niteny mihitsy na dia indray Andro fa hoe : Tompoko, mamela ny fahotako amin’ny Andro fitsarana”.»Meaning translation ·
Saved at original quality








