Ny foto-pinoana
Tatitra azo avy amin'i Abdillah ibn 'Amr ibn Al-'às (R.A), Niteny ka nanao hoe : Izaho naheno an'ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.W.A) Niteny ka nanao hoe :
Available in 71 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abdillah ibn 'Amr ibn Al-'às (R.A), Niteny ka nanao hoe : Izaho naheno an'ilay Iraka mahafatokin'i Tompo Allah (S.W.A) Niteny ka nanao hoe : " Nosaratan'i Allah ireo didy momba ny lahatra amin'ireo zavaboary talohan'ny Nanamboaran'i Tompo Allah ireo lanitra sy ny tany teo amin'ny dimy alina taona , ka hoy Izy nanao hoe : “ Ary eo ambonin’ny rano ny seza fiandrianany .”»Meaning translation ·
Saved at original quality








