Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Abo Choraih (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 45 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Choraih (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy." Nisy niteny hoe : Iza izany irak'I Allah? Dia namaly izy hoe : “Izay tsy namela hilamina tsara ny mpiray vodirindrina aminy”.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nianiana sy nanamafy ny fianianana intelo ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : Mianiana amin'IvAllah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, Mianiana amin'I Allah aho fa tsy mpino izy, ka nanontany azy ireo mpanaradiany : Iza no tsy ho mpino ry irak'Allah? Dia namaly izy hoe : Izay tsy mampitony ny mpiray vodirindrina aminy amin'ny fanaovany fitaka sy ny tsy rariny ary ny faharatsiana.

Source
Notantarain’i Bokhari
Download image

Saved at original quality