Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe :

Available in 44 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Hoy Allah ilay Tsitoha : Manozona Ahy ny zanak’i Adama, amin'ny fanompana ny loza, nefa izaho no tompon'ny loza, ary eo am-pelatanako ny raharaha rehetra ka manova ny alina sy ny andro Aho.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nitatitra ny Mpaminany (S.A.W) fa Allah Tsitoha dia miteny ao amin'ny hadith masina manao hoe : Manimba sy manao tsinontsinona Ahy ny olona manozona sy manao tsinontsinona ny fotoana iavian'ny loza sy ny ratsy; Satria Izy ilay be Voninahitra, Izy irery ihany no mitantana sy mandrindra ny zava-mitranga. Ny fanompana ny fotoana dia fanozonana an’I Allah Tsitoha, ary ny fotoana dia zavaboary voafehy, izay misy ny zava-mitranga avy amin’ny didin’I Allah Tsitoha.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality