MG
Ireo fahalalam-pomba Islamika
آداب الرؤيا
2 hadiths
Etikety ny manam-pahaizana sy ny manam-pahaizana
6
Ireo fomba amam-panao amin'ny famakiana ny Korany Masina
1
Fahalalampomba amin'ny fiarahabana sy ny fierana
9
Fahalalampomba amin'ny firesahana sy ny fahanginana
12
Fahalalampomba rehefa misakafo sy misotro
11
Fahalalampomba sy fomba fanao rehefa manao voyage
4
Fahalalampomba rehefa matory sy mifoha
3
آداب الرؤيا
2
Fahalalampomba amin'ny famangina sy fierana
3
Fahalalampomba rehefa mievona sy manoaka
3
Fahalalampomba rehefa mamangy marary
5
Fahalalampomba rehefa mitafy lamba
8
2 hadiths
Tatitra azo avy tamin'i Abo Qoatada (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny nofy tsara dia avy amin'IAllah, ary ny nofy ratsy dia avy amin'i Satana, ka raha misy aminareo manonofy izay mampahatahotra azy, dia aoka handrora amin'ny ilany havia izy, ary hitady fialofana amin'IAllah amin'ny faharatsian'izany, dia tsy hahavita haninona azy".
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
عن أبي هريرة رضي الله عنه قال: قال رسول الله صلى الله عليه وسلم : «من رآني في المنام فَسَيَرَانِي في اليَقظة -أو كأنما رآني في الْيَقَظَةِ- لا يَتَمَثَّلُ الشيطان بي».
متفق عليه. مسلم