MG
Ireo fahalalam-pomba Islamika
Fahalalampomba rehefa mievona sy manoaka
3 hadiths
Etikety ny manam-pahaizana sy ny manam-pahaizana
6
Ireo fomba amam-panao amin'ny famakiana ny Korany Masina
1
Fahalalampomba amin'ny fiarahabana sy ny fierana
9
Fahalalampomba amin'ny firesahana sy ny fahanginana
12
Fahalalampomba rehefa misakafo sy misotro
11
Fahalalampomba sy fomba fanao rehefa manao voyage
4
Fahalalampomba rehefa matory sy mifoha
3
آداب الرؤيا
2
Fahalalampomba amin'ny famangina sy fierana
3
Fahalalampomba rehefa mievona sy manoaka
3
Fahalalampomba rehefa mamangy marary
5
Fahalalampomba rehefa mitafy lamba
8
3 hadiths
عن أبي هريرة رضي الله عنه أن رسول الله صلى الله عليه وسلم قال: «إذا عَطَسَ أَحَدُكُم فَلْيَقُل: الحَمْدُ للهِ، وَلْيَقُلْ لَهُ أَخُوهُ أو صاحبُهُ: يَرْحَمُكَ الله، فإذا قال له: يرحمك الله، فَلْيَقُلْ: يَهْدِيكُم الله ويُصْلِحُ بَالَكُم».
رواه البخاري
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A) niteny hoe : Izaho dia nahare an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “Ny zon’ny silamo amin’ny silamo namany dia dimy : mamaly ny fiarahabana, mamangy ny marary, manatrika fandevenana, mamaly ny fanasana ary famaliana vavaka ny olona mievina.”
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) manao hoe : “Raha manoaka ny anankiray aminareo, dia aoka hanapina ny vavany ny tànany, satria ny satana dia hiditra ao.”
Notantaraiin'i Moslim