Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny foto-pinoana

Tatitra azo avy amin'i Abou Mourtad Al-Ghanawiou (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe :

Available in 65 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abou Mourtad Al-Ghanawiou (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : "Aza mipetraka eo ambonin'ny fasana ianareo, ary aza manao Soalat eo aminy ".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nandrara i Mpaminany (S.A.W) ny fipetrahana eo ambonin'ny fasana. Dia mbola nandrara ihany koa ny fanaovana Soalat eo amin'ny fasana, tahak'izany ny fanaovana ny fasana any amin'ny Quiblat fanaovana Swalat, satria izany dia làlana mitarika amin'ny fanompoan-tsampy.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality