Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A),nilaza fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe :
Available in 71 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A),nilaza fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe : " Aza atao fasana ny tranonareo, ary aza atao toeram-pivavahana ihany koa ny fasako, fa mivavaha ho Ahy fa tsy maintsy tonga Amiko ny vavakareo na aiza na aiza misy Anareo ".»Meaning translation ·
Saved at original quality








