Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 53 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Raha misy iray aminareo mifanena amin’ny rahalahiny, dia aoka izy hiarahaba azy, ka raha nisy hazo, na rindrina, na nampisaraka azy roa, ka nihaona aminy indray izy taorian'izany dia aoka hiarahaba azy ihany koa.”»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Mamporisika ny mpino silamo ny Mpaminany (S.A.W), mba hiarahaba ny mpino silamo rahalahiny isaky ny mifankahita aminy, na dia eny am-pandehanana aza izy roa ary misy zavatra nanelanelana azy, toy ny hazo, rindrina, na vato lehibe, avy eo dia nihaona aminy indray izy taorian'izany, dia aoka izy hiarahaba azy indray.

Source
Notantarain'i Abo Daòd
Download image

Saved at original quality