Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
Available in 54 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Mossa (R.A) niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Ny olona mahatsiaro ny Tompony sy ny tsy mahatsiaro ny Tompony dia ohatry ny velona sy ny maty" Amin'ny fitantaran'i Moslim dia miteny izy hoe : Ny trano nahatsiarovana an'I Allah sy ny trano tsy nahatsiarovana azy, dia tahaka ny velona sy ny maty”.»Meaning translation ·
Saved at original quality








