Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe :

Available in 49 languages
«Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Izay nanadino hoe izy mifehy ka tafihinana sy tafisotro, dia aoka izy hanohy ny fifehezany satria i Allah no nampihinana sy nampisotro azy”.»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nanambara ny Mpaminany (S.A.W) fa izay nihinana na nisotro amin'ny fanadinoana eo am-panaovana ny fifehezana tsy maintsy atao na an-tsitrapo, dia aoka izy hanohy ny fifehezana ary tsy hanapaka izany. Satria tsy nikasa ny hanapaka ny fifehezana izy, fa io dia làlana nitondran’I Allah azy ka nampisakafoiny sy nampisotroiny.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality