Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 49 languages
«Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tadiavo ny Laylat al-Qadr amin'ny alina isa tsy mivaky (impaire) amin'ny folo andro farany amin'ny Ramadany."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Namporisika i Mpaminany (S.A.W) mba hazoto amin'ny fikatsahana sy ny famotopotorana ary ny fitadiavana ny Laylat al-Qadri amin'ny fanaovana asa soa maro aminny alin'ny Ramadany isan-taona, izy io dia ny : ny fahiraika amby roapolo, ny fahatelo amby roapolo, ny fahadimy amby roapolo, ny fahafito amby roapolo ary ny fahasivy amby roapolo.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality