Ny Fikh sy ny fitspiny
Tatitra azo avy tamin'i Jondob bin Abdillah Al-Qusri (R.A) , dia hoy Izy Nilaza fa : Ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) Nilaza ka nanao hoe :
Available in 70 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Jondob bin Abdillah Al-Qusri (R.A) , dia hoy Izy Nilaza fa : Ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) Nilaza ka nanao hoe : " Na iza na iza ny manao ny Vavaka maraina (Soalat Sobhy) dia eo ambanin'ny fiarovan'i Tompo Allah, ka i Tompo Allah dia tsy hangataka na inona na inona Aminareo zavatra ho Azy velively na dia kely aza fa izay hangataka na inona na inona Aminao ho Azy dia hanipy Azy amin'ny tavany any amin'ny afon'ny Helo."»Meaning translation ·
Saved at original quality








