Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 53 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nanazava ny hasin'ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah i Mpaminany (S.A.W), satria izy io dia tsy holavina ary hovaliana, koa mivavaha amin'I Allah momba izany.

Source
Notantarain'i Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Al-Nasàì
Download image

Saved at original quality