MG
Fikh ny Douan sy ny Azkar
Ireo antony mahavoavaly ny Douan sy ny manakana azy
4 hadiths
Fahalalampomba nataon'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa eo am-panaovana Zikri
5
Tombotsoan'ny fanaovana Zikri
8
Tonombavaka vakina amin'ny maraina sy hariva
4
Tonombavaka atao
5
Tonombavaka vakina rehefa miditra sy mivoaka ny trano
2
أذكار الدخول والخروج من الخلاء
1
Tonombavaka vakina rehefa miditra sy mivoaka ny moske
2
الأذكار التي تقال في أوقات الشدة
1
Tonombavaka vakina amin'ny fotoana rehetra
12
أحكام الدعاء
1
آداب الدعاء
2
Ireo antony mahavoavaly ny Douan sy ny manakana azy
4
Ireo Douan voaporofo fa nataon'ny mpaminany
18
4 hadiths
Tatitra azo avy amin'i Abou Omama niteny izy : Nitantara tamiko i Amro bin Abasa (R.A) nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) izy niteny manao hoe : "Ny maha akaiky indrindra ny Tompo amin'ny mpanompo dia amin'ny matonalina, koa raha afaka ny ho isan'ireo izay mahatsiaro an'I Allah amin'izany ora izany ianao, dia aoka hanao izany".
Notantarain'i Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Al-Nasàì
عن جابر رضي الله عنه قال: سمعت رسول الله صلى الله عليه وسلم يقول: «إن في الليل لساعة، لا يُوَافِقُهَا رجُلٌ مُسلم يَسأل الله تعالى خيرًا من أمْرِ الدنيا والآخرة، إلا أعْطَاه إِياه، وذلك كُلَّ ليلة».
رواه مسلم
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny toerana izay tena ho hanakakaizan'ny Mpanompo iray amin'ny Tompony dia rehefa amin'ny fotoana Izy miankohoka amin'ny fanaovana ny Soalat, ka habetsao indrindra ny Fangatahana ".
Notantaraiin'i Moslim
Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah."
Notantarain'i Abo Daòd, Al-Tirmizì ary Al-Nasàì