MG
Fikh ny Douan sy ny Azkar
الأذكار التي تقال في أوقات الشدة
1 hadiths
Fahalalampomba nataon'ny Mpaminany (S.A.W) rehefa eo am-panaovana Zikri
5
Tombotsoan'ny fanaovana Zikri
8
Tonombavaka vakina amin'ny maraina sy hariva
4
Tonombavaka atao
5
Tonombavaka vakina rehefa miditra sy mivoaka ny trano
2
أذكار الدخول والخروج من الخلاء
1
Tonombavaka vakina rehefa miditra sy mivoaka ny moske
2
الأذكار التي تقال في أوقات الشدة
1
Tonombavaka vakina amin'ny fotoana rehetra
12
أحكام الدعاء
1
آداب الدعاء
2
Ireo antony mahavoavaly ny Douan sy ny manakana azy
4
Ireo Douan voaporofo fa nataon'ny mpaminany
18
1 hadiths
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A) : Ny mpaminanin’I Allah (S.A.W) dia niteny tamin’ny fotoan’ny fahasarotana hoe : “Tsy misy tompo afa-tsy Allah, Ilay Lehibe, Ilay Mahari-po, tsy misy tompo afa-tsy Allah tompon'ilay seza fiandrianana lehibe, tsy misy tompo afa-tsy Allah Tompon’ny lanitra, Tompon’ny tany, Tompon’ny seza fiandrianana ambony”.
Notantarain’i Bokhari sy Moslim