Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba

Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Amro Ibn Al-Asi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 47 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Amro Ibn Al-Asi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Fahombiazana ho an'izay niditra amin'ny finoana silamo, ary nomena anjara ampy azy ary afa-po amin'izay nomen'I Allah azy."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nazavain'ny Mpaminany (S.A.W) mazava tsara fa nandresy sy nahomby izay nanaiky ny Tompony ary notarihina nanaraka ny finoana silamo, ary nomena izay anjara madio araka izay ilainy, tsy misy fanampiny na fanesorana, ary nataon’I Allah ho resy lahatra sy afa-po tamin’izay nomeny azy.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality