Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Abo Zohair Omarat Ibn Roaya (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

Available in 54 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Zohair Omarat Ibn Roaya (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Tsy hisy hiditra amin’ny afo izay mivavaka maraina alohan’ny fiposahan’ny masoandro na sy ny hariva mialohan'ny filentehan’ny masoandro.”»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Mampahafantatra ny irak'Allah (S.A.W) hoe : Tsy misy olona manao ny swalat amin'ny maraina sy ny tolakandro ary manohy izany, dia tsy hiditra amin'ny helo. Nosinganiny manokana ireo swalat roa ireo; Satria ireo no mavesatra indrindra amin'ny swalat, ary satria ny maraina dia ao anatin'ny torimaso sy ny tsirony, ary ny tolak'andro dia be atao amin'ny asa sy varotra isan'andro, ary izay mitazona ireo swalat roa ireo na dia eo aza ny fahasahiranana dia hihazona ny swalat sisa.

Source
Notantaraiin'i Moslim
Download image

Saved at original quality