Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Bourayda (R.A) niteny hoe :

Available in 65 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Bourayda (R.A) niteny hoe : Afaingano ny Swalat Asri, Satria i Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Izay namela tsy nanao Swalat Asri dia ho zava-poana ny asa fanoampoana vitany".»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nampitandrina i Mpaminany (S.A.W) amin'ny fanemorana ny Soalat Asri amin'ny fotoanany ka minia manatara izany, ary izay manao izany dia tsy manan-kery ary simba sy rava ny asa soa vitany.

Source
Notantarain’i Bokhari
Download image

Saved at original quality