MG
Ny Swalat
Ny mahavoadidy ny Swalat sy ny didim-pitsarana amin’izay manambela azy
5 hadiths
Ny mahavoadidy ny Swalat sy ny didim-pitsarana amin’izay manambela azy
5
Ny tombotsoan'ny Swalat
10
Ny Azan sy Iquama
6
أوقات النهي عن الصلاة
2
Ireo fepetra takina amin'ny Swalat
3
Ireo Andry hijoroan'ny Swalat
2
Obligatory Acts of Prayer
1
سنن الصلاة
1
Ny fomba fanaovana Swalat
10
Ireo tonombavaka amin'ny Swalat
15
مبطلات الصلاة
1
Ireo fahadisoana ataon'ny mpanao Swalat
5
Ny fiankohofana noho ny fanadinoana sy ny famakiana ary fankasitrahana
4
Ireo vokatsoan'ny swalat atao amin'ny Jamaat sy ny didy momba azy
7
Ireo didy momba ny mpitarika sy ireo mpanaraka
4
Ny swalat ataon'ireo oloana misy tambana
1
Ny Swalat amin'ny andro zoma
7
Ny Swalat an-tsitrapo
40
صلاة الكسوف والخسوف
2
صلاة الاستسقاء
1
Ny lalàna mamehy ny mosquée
9
5 hadiths
Tatitra azo avy tamin'i Amro bin Shoaib, azony tamin'ny rainy sy raibeny niteny : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Didio hivavaka ny zanakareo rehefa feno fito taona, ary kapohy izy raha vao folo taona, ary saraho eo am-pandriany izy ireo”.
Notantarain'i Abo Daòd
Tatitra azo avy tamin'i Bourayda (R.A) niteny hoe : Afaingano ny Swalat Asri, Satria i Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Izay namela tsy nanao Swalat Asri dia ho zava-poana ny asa fanoampoana vitany".
Notantarain’i Bokhari
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Bin Omar (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny finoana silamo dia miorina amin'ny zavatra dimy : ny fijoroana ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah, ary i Mohammad dia mpanompony sy irany, manangana ny swalat, mamoaka zakat, manao Hajj any amin'ny trano masina ary ary mifehy amin'ny Ramadany".
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Tatitra azo avy amin'i Anas (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay nanadino nanao soalat dia aoka izy hanao izany rehefa mahatsiaro azy. Tsy misy fanoloana izany afa-tsy izany fanefana azy: {Ary atsangano ny soalat ho fahatsiarovana Ahy} [Tàhà: 14]."
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Tatitra azo avy amin'i Jabir (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe : "Ny elanelana misy eo amin'ny olona iray sy ny fanompoan-tsampy ary ny tsy finoana dia ny tsy fanaovana soalat."
Notantaraiin'i Moslim