MG
Ireo anarana sy ny fitspika
Ny fihatsarambelatsihy
1 hadiths
Ny Islam
3
Ireo zavatra manafoana ny finoana Islam
1
Resaka tsy fahalalana
1
Ny fitomboan'ny finoana sy fihenany
5
Olon’ny finoana
3
Ny tsy finoana
2
Ny fanompoan-tsampy
4
Ny fihatsarambelatsihy
1
fitondran-tena maloto
1
Ny forona
2
1 hadiths
Tatitra azo avy amin'i Abou Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Ny vavaka tena mavesatra indrindra ho an’ireo mpihatsaravelatsihy dia ny vavaka hariva (Icha) sy ny maraina (Fajr), ary raha fantan'izy ireo ny ao aminy, dia ho tonga hanao izany izy ireo na dia handady aza. Efa saika handidy ny amin'ny fananganana ny soalat aho, avy eo handidy lehilahy iray hitarika ny olona amin’ny soalat, aorian'izany aho handeha ka misy lehilahy maro miaraka amiko mitondra kitay ho any amin’ny vahoaka tsy manatrika ny soalat ka hodorako amin’ny afo ny tranony.”
Notantarain’i Bokhari sy Moslim