Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe :
Available in 71 languages
«Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : “ Ialao avokoa ireo fahotana fito izay maharendrika .” ka Niteny avokoa ireo Mpanara-diany Mpaminany ( S.A.W) manao hoe : Ry iraka mahafatokin'i Allah O ! ka mba inona avokoa moa ary izy ireo? dia namaly Izy ka Niteny hoe : “Ny fanakambanana ny fanompoana an’i Allah amin'ny zavatra hafa, ny filalaovana ireo Aody mahery, ny famonoan'Olona tsy amin'ny rariny izay noraran’i Tompo Allah afa-tsy amin’ny fahamarinana ihany, fihinana ny zana-bola, fihinana ny volan’ireo kamboty, ary fandosirana amin’ny Ady masina, fanendrikendrehana ireo vahoaka Mpino vavy madio ara-mpitondran-tena .”»Meaning translation ·
Saved at original quality








