Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy tamin'i Abo Saï'd Al-Khodory (R.A) niteny : Izaho naheno an'ilay Irak'Allah (S.A.W) niteny manao hoe :

Available in 50 languages
«Tatitra azo avy tamin'i Abo Saï'd Al-Khodory (R.A) niteny : Izaho naheno an'ilay Irak'Allah (S.A.W) niteny manao hoe : “Izay nifehy iray andro amin’ny làlan’I Allah (noho tompo Allah) dia ho halavirin’I Allah im-pitopolo KHARIFA amin’ny Afobe ilay olona ”»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nanazava ny Mpaminany (S.A.W) fa izay nifehy indray andro mandritra ny jiady, ary voalaza momba ny jiady sy ny andro hafa, noho Allah irery, mitady valisoa sy fahasoavana avy amin'I Allah; dia Allah noho ny fahasoavany hiaro azy amin’ny Afobe mandritra ny fitopolo taona.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality