Hadith for the World
Tap the image to view it full size
Ny Fikh sy ny fitspiny

Tatitra azo avy amin'i Sahl bin Sa'ad (R.A), Niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe :

Available in 50 languages
«Tatitra azo avy amin'i Sahl bin Sa'ad (R.A), Niteny ny Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Mbola mitoetra tsara ny olona raha mbola manafaingana ny fisakafoana amin'ny hariva izy ireo."»

Meaning translation ·

Explanation

The meaning in a few plain lines

Nampahafantatra ny Mpaminany (S.A.W) fa ho tsara foana ny olona raha manafaingana ny fanapahana ny fifadian-kanina izy ireo rehefa voamarina fa efa milentika ny masoandro. Izany dia mifanaraka amin'ny Sonnat sy mifikitra amin'ny fetrany.

Source
Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Download image

Saved at original quality